Hélène Wallraff

Avy amin'i Wikipedia

I Hélène Wallraff, izay teraka tamin’ ny taona 1755 ary maty tamin’ ny 14 Septambra 1801 tany akaikin' i Köln na Cologne (any Alemaina), dia Katôlika, nalaza ho mpaminanivavy tamin’ ny taonjato faha-19.