Hankany amin'ny vontoatiny

Frank Zappa

Avy amin'i Wikipedia
Frank Zappa
Ankapobeny
AnaranaFrank Zappa
Teraka21 Desambra 1940
ToeranaBaltimore
Maty4 Desambra 1993
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEtazonia
Asa :
Fiainana manokana

Frank Vincent Zappa dia mpilalao gitara, mpampindrana ny feony, mpitendry mozika mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 21 Desambra 1940 tao Baltimore, maty ny 4 Desambra 1993 tao Los Angeles

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Gail Zappa. Ny zanany dia Moon Zappa, Dweezil Zappa, Ahmet Zappa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]