Fokon' i Gada

Ny fokon' i Gada dia iray amin' ireo foko roa ambin' ny folon' i Israely. Tamin' ny nahazoana ny tany Kanaana dia niorim-ponenana tao atsinanan' i Jordana izy. Isan' ireo foko nitambatra tao amin' ny Fanjakan' i Samaria ny fokon' i Gada ka nataon' ny Asiriana sesitany ka heverina ho isan' ireo foko lazaina fa very.
I Gada[hanova | hanova ny fango]
I Gada (hebreo: גָּד / Gad) dia olona resahina ao amin'ny Baiboly, zanaka fahafiton' i Jakoba sady zanany tamin'i Zilpa mpanompovavin' i Lea vadiny izay mbola tsy afa-niteraka. Ireto no zanany lahy: Zifiona, Hagy, Sony, Ezbona, Ery, Arody, aey Arely (Genesisy 46:16).
Ny anjara tanin' ny fokon' i Gada[hanova | hanova ny fango]
Tamin' ny nahazoana ny tany Kanaana dia niorim-ponenana tao atsinanan' i Jordana ny fokon' i Gada.
Anisan' ireo fokon' i Israely nanjavona[hanova | hanova ny fango]
Isan'ireo foko nitambatra tao amin'ny Fanjakan' i Samaria ny fokon' i Gada sady nataon' ny Asiriana sesitany sady heverina ho isan'ireo foko lazaina fa very.