Fiteny salampaso

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny salampaso dia fiteny banto tenenina ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô. Anisan' ny vondrom-piteny londa (izay ahitana koa ny fiteny londa sy ny fiteny roonda) ity fiteny ity. Tamin' ny taona 2020 dia tombanana ho 60 000 ny isan' ny mpiteny salampaso.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]