Fiteny jodeô-katalàna

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny jodeô-katalàna dia fiteny katalàna nifangaro amin' ny fiteny hebreo nampiasain' ny Jiosy tao Katalônia sy tao Baleara ary tao Valensia ao Espaina talohan' ny taonjato faha-16. Efa tsy misy mampiasa intsony io fiteny io amin' izao fotoana izao.