Fiteny goarany

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny goarany dia fiteny amerindiana ao amin'ny fianakaviam-piteny topy-goarany izay tenenina ao Paragoay maha fiteny ofisialy azy miaraka amin'ny fiteny espaniola. Tenenina ao amin'ny tapany avaratr'i Arjentina, ao amin'ny tapany andrefan'i Bolivia ary ao amin'ny tapany avaratra-atsinananan'i Brezila. Miisa 5 tapitrisa any ho any ny olona miteny goarany.