Fiteny artsy

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny artsy dia fiteny kaokaziana ao amin' ny vondrom-piteny lezjika amin' ny fianakaviam-piteny nakô-dagestaniana, tenenin' ny olona miisa 970 eo ho eo ao Dagestan (Rosia), ny marimarina kokoa ao Artchib, tanàna iray ao amin' ny raiônan' i Tcharodinsky rayon.