Fiteny Xhosa
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny xhosa dia fiteny any afrika atsimo. Ny isan'ny olona miteny io fiteny io any afrika dia misy eo amin'ny 8 tapitrisa eo ho eo (18%n-ny mponina any afrika atsimo). Ny fiteny Xhosa, noho ny isan'ny olona miteny azy, dia fiteny faha roa any Afrika Atsimo eo aorian'ny fiteny zulu.
Amin'ny abidy ara-peo internasionaly. Ny xh amin'ny Xhosa dia renifeo tononina hoe clic. Soratan'ny abidy ara-peo internasionaly [||hosa] ny teny xhosa.