Firaisan' i Magreba Arabo
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Firaisan' i Magreba Arabo dia fikambanana ara-toekarena sy ara-pôlitika naorin' ny firenena dimy ao Magreba, dia i Alzeria, i Libia, i Marôka, i Tonizia ary i Maoritania. Ao Rabat any Marôka no misy ny sekretera jeneralilny. Atao hoe Union du Maghreb arabe (UMA) izy amin' ny teny frantsay, Arab Maghreb Union (AMU) amin' ny teny anglisy, fa اتحاد المغرب العربي / Ittiḥād al-Maghrib al-‘Arabī kosa amin' ny teny arabo. Tamin' ny taona 2019 dia nahatratra 101 095 436 ny mponina ao amin' ireo firenena mpikambana ireo.