Fikambanan' ny Firenena Miteny Pôrtogey
Apparence
Ny Fikambanan'ny Firenena Miteny Portogey (CPLP, amin'ny teny Portogey: Comunidade dos Países de Língua Portuguesa) dia fikambanana iray mampivondrona ireo firenena miteny Portogey.
Firenena mpikambana
[hanova | hanova ny fango]Ny CPLP dia noforonin'ny firenena fito tamin'ny 17 Jolay 1996: Angola, Brezila, Cabo Verde, Ginea-Bissau, Mozambika, Portogaly ary Sao Tome sy Principe. Tamin'ny 2002, taorian'ny fahaleovantenany, dia niditra tao amin'ny fikambanana ho firenena mpikambana i Timôro Atsinanana.