Fiangonana katôlika marônita

Avy amin'i Wikipedia

Ny Fiangonana katôlika marônita na Fiangonana antiôkiana siriaka marônita na Fiangonana marônita dia isan'ireo fiangonana katôlika tatsinanana. Atao hoe Patriarkan'i Antiôkian'ny Marônita ny lohan'ny fiangonana, izay monina ao Bkerké any Libàna. Ny patriarka marônita dia mitondra ny anarana faharoa hoe "Boutros", izay mampahatsiahy an'i Petera izay mpanorina ny fiangonana tany Antiokia (na Antioka).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]