Fianakaviam-piteny tongoza

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sarintany mampiseho ny faritra ahitana ny fiteny tongoza

Ny fiteny tongoza dia fianakaviam-piteny ao Azia Avaratra sy Azia Atsinanana, izay tenenin'ireo vahoaka tongoza. Matetika dia ampifanakekezina amin'ireo fiteny torkika sy ireo fiteny mongolika izy ireo mba hamorona ny fianakaviambem-piteny altaika nefa maro ny mpahay teny mitsipaka izany.

Mitsinjara ho sampam-piteny telo io fianakaviam-piteny io, dia ireo fiteny tongoza avaratra sy ireo fiteny tongoza atsimo andrefana ary ireo fiteny tongoza atsimo atsinanana.