Aller au contenu

Fenoarivo (fitrandrahana)

Avy amin'i Wikipedia

Ny toeram-pitrandrahana ao Fenoarivo dia toeram-pitrandrahana vy lehibe hita ao afovoan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Matsiatra Ambony, akaikin' i Fenoarivo, Ambalavao. Ity toerana ity dia anisan' ny tahirim-by lehibe indrindra eto Madagasikara sy eran' izao tontolo izao, tombanana ho 100 tapitrisa taonina ny akora ao aminy ary ny 40 % amin' izany no metaly vy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]