Hankany amin'ny vontoatiny

Cynodon dactylon

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fandrotrarana)
Fandrotrarana (Cynodon dactylon)

Ny Cynodon dactylon, dia karazana ahitra fahita maneran-tany, ao amin' ny fianakaviana Poaceae. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe arampandrotra, arapandrotra, fandrahana, fandropalana, fandrotrarana, fandrotsana, firifiry, kidesy, kidresy, kindrese, kindresy, ladintrambo, rampadrotsa, rapandrotra, vahitsitafitahady, vandrahana, volonaondry, ary volotsaka.

Izy io dia teratany any Eorôpa, aty Afrika, any Aostralia ary any amin' ny ampahany be amin' i Azia. Nampidirina any Amerika koa izy.

Fampiasana

[hanova | hanova ny fango]

Fitsaboana

[hanova | hanova ny fango]

Ny taranjan' ny Cynodon dactylon (fakany) dia voalaza fa atao fanafody fampamaniana, ​​ary ny ranony dia ampiasaina hampitsika ny rano amin' ny vatana. Voamarika fa hanin' ny alika ny Cynodon dactylon mba hahatonga azy handoa haingana rehefa misy olana ny ao amin' ny kibony (vavony sy tsinay): mety ho vokatry ny falailain' ny volovolo eo amin' ny sisin-draviny izany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]