Fanabeazana aizana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fanabeazana aizana (amin'ny teny anglisy sy frantsay: contraception) dia teny amaritana ireo fomba rehetra anoherana ny fitoe-jaza vokatry ny firaisana ara-nofo. Araka ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana, izy io dia ny «fampiasana ny fitaovana amam-pomba manan-tanjona ny mampihena na mamoana fitoe-jaza tanteraka».
Karazana fanabeazana aizana[hanova | hanova ny fango]
Fanabeazana aizana ara-boajanahary[hanova | hanova ny fango]
- Ny fanisana andro
- Ny fiatahana
Fanabeazana aizana mampiasa fitaovana[hanova | hanova ny fango]
- Ny kapoty (preservatif)
- Ny sterilet