Fameno zoina mivantana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny fameno zoina mivantana dia anjara asan'ny teny na andian-teny ao amin'ny fehezanteny izay matetika akambana amin'ny matoanteny tsy mila mpampiankin-teny, izay milaza ny olona na ny zavatra atao na iharan'ny asa. Ny mifanohitra aminy dia ny fameno zoina tsy mivantana izy matetika ampidirin'ny mpampiankin-teny.

Ao amin'ny fehezanteny frantsay hoe Le chat mange la souris ("Mihinana (ny) voalavo ny saka") dia fameno zoina mivantana ny hoe souris.