Etanima (volana hebreo)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Etanima dia volana fahafito ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Tisry (hebreo: תִּשְׁרִי / Tishrí) ny anaran'io volana io taorian'ny fahababoana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֵתָנִים / Ethanim (midika ara-bakiteny hoe "mahery") ny anaran'io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Septambra sy Oktobra. Ny volana Etanima dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 8.2).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]