Aller au contenu

Epistily ho an' i Timôty

Avy amin'i Wikipedia

Ny Epistily ho an' i Timôty na Epistola ho an' i Timôte na Taratasy ho an' i Timôte dia boky roa lazaina fa nosoratan' i Paoly ao amin' ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly: ny Epistily voalohany ho an' i Timôty sy ny Epistily faharoa ho an' i Timôty. Ireo taratasy roa ireo dia samy Epistily pastôraly na Epistola pastôraly na Taratasy pastôraly.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]