Hankany amin'ny vontoatiny

Emmanuel Macron

Avy amin'i Wikipedia
Emmanuelle Macron
Ankapobeny
AnaranaEmmanuelle Macron
Teraka21 Dezambra 1977
ToeranaAmiens
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Frantsa
Asa :
Fiainana manokana

I Emmanuel Macron dia mpanao pôlitika frantsay, filohan'i  Frantsa izy hatramin’ny taona 2017, teraka tamin' ny 21 Dezambra 1977, ao Amiens.

Voafidy ho filohan'i Frantsa tamin'ny taona 2017 izy. Nahazo vato 66,1% izy.

Mpikambana tao amin'ny Antoko Sosialista (Parti Socialiste, PS) izy nanomboka tamin'ny 2006 ka hatramin'ny 2009 ary Minisitry ny toekarena tao amin'ny governemanta Valls II teo ambany fitondran'ny Filoha François Hollande (PS) nanomboka tamin'ny Aogositra 2014 ka hatramin'ny Aogositra 2016.

Fifidianana

[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny 2022 izy dia voafidy indray tamin'ny 58,55% nanohitra an'i Marine Le Pen

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]