Hankany amin'ny vontoatiny

Elvis Presley

Avy amin'i Wikipedia
Elvis Presley
Ankapobeny
AnaranaElvis Presley
Teraka8 Janoary 1935
Toerana-
Maty16 Aogositra 1977
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEtazonia
Asa :
Fiainana manokana

Elvis Aaron Presley dia mpilalao amin'ny horonantsary, mpilalao mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 8 Janoary 1935 ary maty ny 16 Aogositra 1977

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Priscilla Presley. Ny zanany dia Lisa Marie Presley.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.