Eladrano

Avy amin'i Wikipedia
Eladrano

Ny eladrano na ela-drano na mikà dia fianakavia-mineraly, manana rafitra toy ny takelaka maro mitambatambatra, mpamorona ny vaton' afotroa sy ny vato metamôrfika, ao amin' ny vondrona silikata, ao amin' ny zana-bondrona filôsilikata, miforona indrindra avy amin' ny silikata-na viraty sy silikata-na pôtasiôma.

Takelaka eladrano

Ankoatry ny vatokaranana (na koaritsa) sy ny feldspata dia anisan' ny singa mamorona ny vatorano (na granita) izy.