Feldspata

Avy amin'i Wikipedia
Feldspata

Ny feldspata na felidisipata dia vondrona mineraly ahitana alominôsilikata-na pôtasiôma, sôdiôma, kalsiôma, na bariôma indraindray.