Alominôsilikata

Avy amin'i Wikipedia
Vatokaranana, karazana alominôsilikata

Ny alominôsilikata dia mineraly avy ao amin' ny vondrona silikata izay misy atôma silisiôma Si sasany nosoloana atôma viraty (na alominiôma) Al. Ny koartsa na vatokaranana dia karazana alominôsilikata.