Efitr' i Namib

Avy amin'i Wikipedia
Efitr'i Namib

Ny efitr' i Namib dia tany efitra amorontsiraka any atsimon'i Afrika. Araka ny famaritana midadasika indrindra, ny tany efitra Namib dia mirefy 2 000 kilaometatra mahery (1 200 mi) manamorona ny morontsirak’i Atlantika any Angôla, Namibia, ary Afrika Atsimo, mianatsimo manomboka eo amin’ny Reniranon’i Carunjamba any Angôla, mamakivaky an’i Namibia ary hatrany amin’ny Reniranon’i Olifants any Cape Andrefana, Afrika Atsimo.