Hankany amin'ny vontoatiny

Donald Tusk

Avy amin'i Wikipedia
Donald Tusk
Ankapobeny
AnaranaDonald Tusk
Teraka22 Aprily 1957
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Polonia
Asa :
Fiainana manokana

Donald Franciszek Tusk dia mpanao politika poloney teraka ny 22 Aprily 1957

Nanomboka ny taona 2019 ka hatramin'ny 2022, izy no filohan'ny Antoko Vahoaka Eoropeana. Teo aloha izy dia filohan'ny Filankevitra Eoropeana nanomboka tamin'ny 2014 ka hatramin'ny 2019 ary Praiminisitra ny Repoblikan'i Polonina nanomboka tamin'ny 2007 ka hatramin'ny 2014. Ny 13 Desambra 2023 dia voafidy ho Praiminisitra  Polonia indray izy.

Praiminisitra Polonia

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitra Polonia faha-13 sy-17 mpandimby
Mateusz Morawiecki
2019-2023
Donald Tusk
2023-


Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Donald Tusk no rainy. Ny vadiny dia Małgorzata Tusk. Ny zanany dia Michał Tusk, Katarzyna Tusk.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]