Hankany amin'ny vontoatiny

Djougou

Avy amin'i Wikipedia

9°42′00″N 1°40′00″E / 9.70000°N 1.66667°E / 9.70000; 1.66667

Djougou
VelarantanyNC
Isan'ny mponina237,040
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
FirenenaBenîno
FanjakanaNC
FaritanyDonga
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC

I Djougou dia tanàna ao amin'ny faritra avaratr'i Benîno misy mponina 237 040, izay mirefy 3 966 km2.

Miozolomana avokoa ny mponina. Renivohitry ny Departemantan'i Donga izy io.

Tanàna rahavavy

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]


    Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Benîno ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

    Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
    Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.