Distrikan'i Fianarantsoa II

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Fianarantsoa Ii)

Ny Distrikan'i Fianarantsoa II dia distrika taloha ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony izay hita ao tapany afovoany atsimon'i Madagasikara. Tamin'ny taona 2007 izy dia nozaraina ho distrika telo, dia ny Distrikan'Isandra sy ny Distrikan'i Lalangina ary ny Distrikan'i Vohibato.