Dinika amin'ny mpikambana:Tichiac

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
Manao ahoana Tichiac, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
Torohevitra
  • Soniavo amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra) foana ny fanontanianao: hampisy avy hatrany ny daty sy ora ary ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra ny fanaovana izany.
  • Te-hanova na hamorom-pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Nisy diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana noho ireto antony ireo:
    • Mino izahay fa tsy minia ny hanao zava-dratsy ianao
    • Azo averina foana ny versiona nisy teo aloha

Afaka manampy anao amin'ny fanoratana izahay, koa aza misalasala

Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter le portail des contributeurs non-malgaches. Faites-vous plaisir !
Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra!

BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))
--:D--:D 26 Novambra 2015 à 05:31 (UTC)[répondre]

Filazana[hanova ny fango]

Miarahaba tompoko.

Voalohany dia misaotra betsaka anao no nandray anjara tato amin'ny Wikipedia Malagasy, indrisy anefa dia tsy maintsy nofafako ireo lahatsoratra na pejy izay nosoratanao. Antony dia tsy ampy ny votoatiny na koa tsy mazava ny lahatsoratra. Koa manasana anao izahay ato amin'ny Wikipedia Malagasy mba hamerina indray ny lahatsoratrao mazava sady feno. Afaka mametraka hafatra ianao na amiko na amin'ny namana hafa i Jagwar

Misaotra tompoko!

BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))
--:D 26 Novambra 2015 à 05:44 (UTC)[répondre]

Fanasana hanitatra ny lahatsoratra noforonina / Invitation to expand created articles[hanova ny fango]

Miarahaba anao tompoko,

Misaotra anao mandray anjara eto amin'i Wikipedia. Maromaro izay ny lahatsoratra noforoninao mikasika ireo biôgrafia. Ny olana amin'izy ireo dia izy tsy ahitana fampahalalana mihoatra ny iray. Iangaviana ianao tompoko mba hanitatra kely ireo lahatsoratra ireo na amin'ny alalan'ny fanampiana daty niterahana na ny zom-pirenen'ny olona. Efa nisy mpandrindra namafa ny lahatsoratrao sasany ka torohevitra omena anao ihany ity.

Misaotra tompoko,


(In English)

Hello sir,

Thank you for contributing to Wikipedia. You have created a bunch of articles about people. The problem with them is that very few information is present, and they mostly contain only one piece of information. Therefore, you are invited to expand these articles by adding e.g. the date of birth or the nationality in those articles about people. An administrator has already deleted some of your articles, so this is only an advice given to you.

Thank you in advance

Jagwargrr... mailaka 1 Desambra 2015 à 09:58 (UTC)[répondre]