Dinika amin'ny mpikambana:Revdeyris

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
Manahoana Revdeyris, tonga soa eto amin’ny Wikipedia miteny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
torohevitra
  • Soniavo foana ny fanontanianao amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra). Hisy avy hatrany ny daty/ora sy ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra.
  • Te-hanova na hamorona pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana rehefa manova pejy vaovao, rehefa manova pejy na rehefa manala fehezanteny. Ny mpandrindra sy ny mpikambana hafa mety mahita ny diso nataonao ary afaka avereniny hoatry ny tamin'ny taloha ilay pejy tsy voaova tsara

Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra !
Jagwar grr... | 16 Martsa 2010 à 17:33 (UTC)[répondre]
Ary rehefa te-hanao redirection any amin'ny lohateny marina, dia ampiasao ny fehezanteny #REDIRECT [[<lahatsoratra efa misy>]] fa aza averina dikaina ilay lahatsoratra fa manjary manome doublon. Misaotra tompoko. --Jagwar grr... | 16 Martsa 2010 à 17:35 (UTC)[répondre]

Momban'ny lahatsoratra foronina[hanova ny fango]

Manao ahoana tompoko,

Ny lahatsoratra nosoratanao farany teto amin'ny wikipedia dia ohatry ny tsy dia mamoaka fampahalalàna momban'ny asan'ny fiangonana loterana. Ary tokony esorinao koa ny adiresy imailaka apetrakao eo ami'nny lahatsoratra eo mba tsy ho angalan'ny spammeur. Torak' izany koa ilay niomerao telefaonina napetrakao teo. Ho ovaiko kely lahatsoratra mba hanaja ny syntaxe wiki.

Ary momban'ny syntaxe wiki, ny fitsipika momban'ny tipôgrafia dia milaza fa tsy azo asiana lohatsoratra ao anatin'ny lohatenin' ilay lahatsoratra. Omeko ohatra ianao ; eo ankavia, ny anaram-pianankaviana sy ny fanampin'anarana amin'ny syntaxe tsotra ; ary eo ankavanana ny fomba fanoratana azy eto amin'ny wikipedia.

ohatra :
RAFENOMANANA Pascal => Pascal Rafenomanana
VAN DAMME Jean-Claude => Jean-Claude Van Damme

Momban'ny mari-pamantarana, aza sarahana amin'ny teboka ilay izy.

ohatra :
O.N.U => ONU (Firenena mikambana)
U.N.E.S.C.O => UNESCO

Toy izay daholo ny fitsipika tipôgrafika any amin'ny wikipedia hafa.

Raha manana fanontaniana hafa ianao momban'ny tipôgrafia, dia anontanio ahy eo amin'ny pejin-dresako.

Misaotra tompoko. --Jagwar grr... | 9 Aprily 2010 à 18:24 (UTC)[répondre]