Dinika amin'ny mpikambana:Regularuk

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
Manao ahoana Regularuk, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
Torohevitra
  • Soniavo foana ny fanontanianao amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra). Hisy avy hatrany ny daty/ora sy ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra.
  • Te-hanova na hamorona pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana rehefa manova pejy vaovao, rehefa manova pejy na rehefa manala fehezanteny. Ny mpandrindra sy ny mpikambana hafa mety mahita ny diso nataonao ary afaka avereniny hoatry ny tamin'ny taloha ilay pejy tsy voaova tsara

Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter le portail des contributeurs non-malgaches. Faites-vous plaisir !
Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra!

Manao ahoana Regularuruk, tonga soa eto amin'i Wikipedia. Saika hilaza anao aho fa nafindrako ilay pejy nosoratanao momba ny homanisma satria io teny farany io no mba efa nisy nampiasa ([1]). Na dia izany aza dia tsara ny fandraisanao anjara eto fa tohizo :). — Jagwargrr... mailaka 13 Jolay 2019 à 09:40 (UTC)[répondre]

Akory Jagwar! Misaotra ny fanampiana. Hianatrako haingana eto amin'ny WikipediaMG : ) Regularuk 15 Jolay 2019 à 10:57 (UTC)[répondre]