Aller au contenu

David Griffiths (misiônera)

Avy amin'i Wikipedia
David Griffiths

I David Griffiths dia misiônera prôtestanta galoà tao amin' ny London Missionary Society (LMS) ary mpandika teny tonga teto Madagasikara. Nandika ny Baiboly sy boky hafa ho amin' ny teny malagasy izy. Ny Baiboly malagasy tamin' ny taona 1835 no anisan' ny Baiboly voalohany natao pirinty tamin' ny fiteny afrikana. Teraka tamin' ny 20 Desambra 1792 izy ary maty tamin' ny 21 Marsa 1863.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]