Dario Argento
Fiseho
| Dario Argento | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Dario Argento | ||
| Teraka | 7 Septambra 1940 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Italia | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Dario Argento dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pirenen'i Italia teraka ny 7 Septambra 1940 tao Roma
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Salvatore Argento no rainy. Ny zanany dia Asia Argento.
