Hankany amin'ny vontoatiny

Carl Gustaf Emil Mannerheim

Avy amin'i Wikipedia
Carl Gustaf Emil Mannerheim
Ankapobeny
AnaranaCarl Gustaf Emil Mannerheim
Teraka4 Jiona 1867
Toerana-
Maty27 Janoary 1951
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Rosia,  Finlandy
Asa :
Fiainana manokana

Carl Gustaf Emil Mannerheim dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Rosia sy Finlandy teraka ny 4 Jiona 1867 ary maty ny 27 Janoary 1951 tao Lausanne (Soisa).

I Mannerheim dia Komandin'ny Tafika Filandy tamin'ny Adin'ny Ririnina tamin'ny 1939/1940 sy tamin'ny Ady Fitohizana nanomboka tamin'ny 1941 ka hatramin'ny 1944. Nanomboka tamin'ny 1944 ka hatramin'ny 1946 izy no filohan'i Finlandy.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Carl Robert Mannerheim no rainy. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Carl Mannerheim.

Filohan'y Finlandy

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filohan'y Finlandy faha-6 mpandimby
Risto Ryti
(1940-1944)
Gustaf Mannerheim
1944-1946 ()
Juho Kusti Paasikivi
1946- 1956

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]