Bujumbura
Fiseho
3°22′46″S 29°22′10″E / 3.37933°S 29.36933°E
| Bujumbura | ||
| Velarantany | 86,54 km2 | |
| Haavo | 774 m | |
| Isan'ny mponina | 800,000 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | Borondy | |
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Bujumbura | |
I Bujumbura (Usumbura taloha), dia tanàna renivohitr'i Borondy.
Bujumbura dia eo amin'ny morontsiraka avaratra-atsinanan'ny Farihy Tanganyika, farihy faharoa lalina indrindra eran-tany aorian'ny Farihy Baikal.
Eo am-bavan’ny Reniranon’i Ruzizi koa no misy ilay tanàna.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Bujumbura |