Brussel

Avy amin'i Wikipedia

I Brussel dia renivohitr' i Belzika (Bruxelles-ville) sady renivohitry ny Vondrona Eorôpeana.

Tanàna ny fikambanana maro, izy no fototran' i governemanta sy ny parlemanta ny entités fédérées ny tany belziana (faritany ny Bruxelles-Capitale, française de Belgique, ny vahoaka flamàna sy ny vahoaka frantsay ny belzika.); izy no fototran' i fikambanana iraisam-pirenena maro, ao koa ny OTAN.