Fikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika Avaratra
Apparence
(tonga teto avy amin'ny OTAN)
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/3/37/Flag_of_NATO.svg/247px-Flag_of_NATO.svg.png)
Ny Fikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika Avaratra dia fikambanam-pirenena nanaiky ny hifampiaro. Ny firenena ao amin' io fikambanana io dia firenena eorôpeanina sy amerikanina. Nitsangana tamin' ny taona 1949 taorian' ny fanaovan-tsonia ny Fifanarahan' i Atlantika Avaratra io fikambanana io.
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/29/NATO_members_%28blue%29.svg/220px-NATO_members_%28blue%29.svg.png)