Aller au contenu

Borocera madagascariensis

Avy amin'i Wikipedia
Borocera madagascariensis

Ny Borocera madagascariensis dia karazana lolo mpamokatra landy tsy hita afa-tsy ao amin' ny morontsirak' i Madagasikara. Iray amin' ny karazana samoina telo mpamokatra landy hita eto Madagasikara izy io. Matetika ny Borocera madagascariensis no afangaron' ny olona amin' ny Borocera cajani izay mitovitovy aminy, izay miparitaka manerana ny nosy ary ny landiny dia ampiasaina betsaka amin' ny famokarana landy. Maro ny boky aman-gazety manafangaro ny B. cajani amin' ny B. madagascariensis. Samy atao hoe landibe ny samoinan' izy roa ireo. Ny soherin' ny B. madagascariensis dia ataon' ny mponina eto Madagasikara sakafo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]