Bob Marley dia mpihira, mpamoron-kira ary mpitendry gitara ny zom-pirenen'i Jamaika teraka ny 6 Febroary 1945 ary maty ny 11 Mey 1981 tao Miami. Ny mozika Reggae no tena mampalaza azy mandrak'ankehitriny.
I Norval Marley no rainy. Ny vadiny dia Rita Marley. Ny zanany dia Ziggy Marley, Cedella Marley, Stephen Marley, Rohan Marley, Julian Marley, Ky-Mani Marley, Damian Marley.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.