Benoa XVI

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Benedykt XVI (2010-10-17) 2.jpg
Coat of Arms of Benedictus XVI.svg

Joseph Aloisius Ratzinger, teraka tao Marktl (Alemaina) ny 16 Aprily 1927, dia pretra alemàna, eveka, arseveka, kardinaly izay voafidin'ny Fiangonana Katolika Romana ho papa ny 19 Aprily 2005. Nifidy ny anarana hoe Benoa XVI (latina: Benedictus XVI; alemàna: Benedikt XVI; Italiana: Benedetto XVI; frantsay: Benoît XVI; anglisy: Benedict XVI) izy tamin'io daty io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]