Benoît XVI

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Benedykt XVI (2010-10-17) 2.jpg
Coat of Arms of Benedictus XVI.svg

Joseph Aloisius Ratzinger, teraka tao Marktl (Alemaina) ny 16 Aprily 1927, dia pretra alemàna, eveka, arseveka, kardinaly izay voafidin'ny Fiangonana Katolika Romana ho papa ny 19 Aprily 2005. Nifidy ny anarana Benedict XVI (latina: Benedictus XVI) izy tamin'io daty io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]