Aller au contenu

Benoà XVI

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Benedict XVI)

Ny Papa Benoà XVI na Joseph Aloisius Ratzinger, teraka tao Marktl (Alemaina) ny 16 Aprily 1927, dia pretra alemàna, eveka, arseveka, kardinaly izay voafidin'ny Fiangonana katolika romana ho papa ny 19 Aprily 2005. Nifidy ny anarana hoe Benoa XVI (latina: Benedictus XVI; alemàna: Benedikt XVI; Italiana: Benedetto XVI; frantsay: Benoît XVI; anglisy: Benedict XVI) izy tamin'io daty io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]