Avara (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Avara dia fiombonan' ny vondrona Eoraziana mpifindrafindra monina maromaro, antsoina indraindray hoe "Tiorka-Môngôly", ary avy amin' ny kônfederasiônan' ny Ruanruan izay nandrahona an' i Sina tamin' ny taonjato faha-3. Niorim-ponenana tany Eorôpa Afovoany izy ireo avy eo, teo ambany fitarihan' ny khagan Bayan I, ary nanjakazaka tany amin' ny faritra sasany tany Eorôpa Atsinanana teo anelanelan' ny taona 560 sy 800.