Ariary
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Ny ariary (MGA, Ar) dia sandam-bola miasa ao amin'ny Repoblikan'i Madagasikara, efa niasa tamin'ny andron'ny Mpanjaka tamin'ny taonjato faha 19.
Io teny io dia mety avy amin'ny teny arabo al rial.
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Ny teny hoe ariary dia teny efa misy talohan'ny nahatongavan'ny mpanjanaka tany Madagasikara. Nanomboka tamin'ny fanjanatany, ny vola Franc no ampiasaina : frantsay tamin'ny 1896 hatramin'ny fahaleovantena, ary Franc malagasy tamin'ny 1860 hatramin'ny 2007.
Ny franc malagasy dia nifototra tamin'ny ariary, ny iraimbilanja (1 F) dia 1/5 ariary ary 5 F ny ariary iray. Ohatra, rehefa miteny 2 500 F, dimanjato (500) [ariary] no tenenia.
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ariary |