Aretina

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Hosodoko The Sick Girl nataon'i Michael Ancher

Ny aretina dia fanimbana ny fahasalamanan'ny zava-miaina, na biby na voninkazo.

Ny olona marary dia olona mitondra aretina, na fantatra na tsia. Amin'ny ankapobeny, io teny io dia ampisaina rehefa manonona olombelona marary, ary io ihany ny teny ampiasaina rehefa tsaboin'ny dokotera izy.

Ao amin'ny fiainana ny aretina sy ny fahasalamana, ny fizotra biôlôjika sy ny fiasa mifamaly amin'ny fiaraha-monina sy amin'ny tontolo iainana.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.