Apôkalipsin' i Petera

Avy amin'i Wikipedia

Ny Apôkalipsin' i Petera na Apôkalipsan' i Piera dia lahatsoratra apôkrifa kristiana amin' ny teny grika, izay voasoratra tokony tamin' ny ampahatelo voalohan' ny taonjato faha-2 tao Ejipta, sady ataon' ny lovantsofina fa nosoratan' ny apôstôly Petera na Piera.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]