Hankany amin'ny vontoatiny

Anglô-Saksôna (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Satroka Anglo-Saksona
Roman Britannia about 410

Ny Anglo-Saksona dia vondrona ara-kolontsaina nipetraka tany Angletera tamin' ny Andro Antenatenany. Izy ireo dia nanoritsoritra ny niaviany tamin' ireo mpanjanaka tonga tany Britaina Lehibe avy any Eorôpa tamin' ny taonjato faha-5. Na izany aza, ny fitenin' ny Anglô-Saksôna dia nitranga tany Britaina Lehibe. Ny maha Anglô-Saksôna dia nipoitra avy amin' ny fifaneraserana teo amin' ny vondrona maro tonga, avy amin' ny vahoaka jermanika maromaro, na teo amin' izy ireo, na tamin' ny Britanika teratany.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

+Saksona