Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia

Ny AREMA dia antoko pôlitika eto Madagasikara noforonin-dRatsiraka Didier. Ny taona 1976 no niforona ny AREMA (Antoky ny REvolisiona MAlagasy, amin' ny teny frantsay dia Association pour la REnaissance de Madagascar). Rehefa niverina teto Madagasikara i Ratsiraka ny taona 1996 ka nirotsaka ho kandidà ho filoham-pirenena indray, dia niova ho Andry sy Rihana Enti-manavotra an' i MAdagasikara ny AREMA. "Fanantenana Vaovao" no teny filamatra tamin' izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]