Hankany amin'ny vontoatiny

Andriantsimitoviaminandriandrazaka

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Andriatsimitoviaminandriandrazaka)

Andriantsimitoviaminandriandrazaka na Andriandrazaka dia iray amin' ny zanak' Andriamasinavalona nampameheziny ny ampahan' ny fanjakany, izay lasa mpanjakan' izany ampahan-tany izany taorian' ny nahafatesan' Andriamasinavalona. Ratompondraondriana, zanaky ny Andriateloray, nateraky ny Andriandranando ary taizan’ ny Andriantompokoindrindra, no renin' Andriantsimitoviaminandriandrazaka. Atao hoe Andriantsimitoviaminandriana ihany koa izy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]