Andrianjakanavalomandimby

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Andrianjakanavalomandimby dia andriana merina zanak' Andriamasinavalona, nanapaka ny ampahany amin' Imerina (Imerina efa-toko), izay tera-dRamananimerina. Fony mbola velona Andriamasinavalona dia izy no nifehy ireto vohitra ireto: Ambohitraina, Ambohiborona, Vakinamboanana, Antanamalaza ary Imerinatsimo. Ramananimerina, izay zanak’ andriana avy ao Antananarivo ihany no rany fa tsy Andriamasinavalona.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]