Andriantsimitoviaminandriandrazaka

Avy amin'i Wikipedia

Andriantsimitoviaminandriandrazaka dia iray amin' ireo zanak' Andriamasinavalona nampameheziny ny ampahan' ny fanjakany, izay lasa mpanjakan' izany ampahan-tany izany taorian' ny nahafatesan' Andriamasinavalona. Ratompondraondriana, zanaky ny Andriateloray, nateraky ny Andriandranando ary taizan’ ny Andriantompokoindrindra, no renin' Andriantsimitoviaminandriandrazaka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]